Entry (1/3) | 1 manisy |
Root | 2 isy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 manao, manorina: Mañisy trano [Bara]
[1.78] 5 Manampy, mametraka: Manisy siramamy ny ravimboafotsy ~ Manisy voninkazo eo ambony iatabatra 6 Mamely, mamono amin' ny...: Manisy daka ny alika [1.1] |
Explanations in English |
7 to put in place; to cause to be [1.7] |
Explanations in French |
8 mettre, placer; faire exister [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 18 manisy |
Part of speech | 19 active verb |
Explanations in Malagasy |
20 misy [Taisaka]
[1.78] |
Entry (3/3) | 21 manisy |
Part of speech | 22 active verb |
Explanations in Malagasy |
23 mampirisika [Sakalava]
[1.78] |
Anagrams | 24 manisy, masiñy, misina, misiña, naisim, nisaim, nisiam, sainim, simain, sinima |
Updated on 2023/08/26 |