|
|
|
|

Entry1  mampirisika
Root  2  risika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.13] mitaona, mitarika, manaitra
Explanations in English  5  [1.7] to incite, to encourage
Explanations in French  6  [1.8] stimuler, inciter, encourager
7  [1.13] inciter, exciter
Examples  8  Fanjakana mampirisika ny olona hiasa sady manampy azy hiasa. [2.508#]
9  mpampianatra ahy mihitsy ity no mampirisika ahy mbola hianatra! [2.356#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Synonyms  13  mamporisika

Updated on 2022/09/06