|
|
|
|

Entry1  mampirisika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.13] mitaona, mitarika, manaitra
Explanations in English  4  [1.7] to incite, to encourage
Explanations in French  5  [1.8] stimuler, inciter, encourager
6  [1.13] inciter, exciter
Examples  7  [2.508#] Fanjakana mampirisika ny olona hiasa sady manampy azy hiasa.
8  [2.356#] mpampianatra ahy mihitsy ity no mampirisika ahy mbola hianatra!
Root  9  risika
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Synonyms  13  mamporisika

Updated on 2024/12/10