Entry | 1 mamporisika |
Root | 2 risika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mitaona, mitarika, manaitra [1.13] |
Explanations in English |
5 to incite, to encourage [1.7] |
Explanations in French |
6 stimuler, inciter, encourager [1.8] 7 inciter, exciter [1.13] |
Examples |
8 mamporisika anao mihitsy aho. [2.529#] 9 Faharoan'izany, ry Dama: aza manaran-kavana, ary aza mamporisika ny mpanompo. [2.298#] |
Morphology |
|
Synonyms | 13 mampirisika |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mamporisika |
Anagrams | 15 mampikorisa, mamporisika |
Updated on 2022/09/06 |