|
|
|
|

Entry (1/2)1  aisy
Part of speech  2  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Teny enti-maneho tsy fankasitrahan-lavatra iray, na fandavana mihitsy: Aisy! mandehana ianao mandeha any. ~ Aisy! tsy miditra amin' izany raharaha maizina izany aho [1.1]
Explanations in English  4  no! A word expressing dislike and grief. Esy is also used. [1.2]
5  expressing regret or disappointment; oh no! [1.7]
Explanations in French  6  Exprimant le désaveu, le dégoût, le refus : non, certes non, hélas! malheureusement! Aisy! tsy afaka aho (Oh non! je ne suis pas libre) ~ Aisy! rahoviana no ho vita io raharaha io? (Hélas! quand sera-t-il fini ce travail?) ~ Aisy! mampalahelo loatra izany ! C’est vraiment affligeant!) [1.3#11]
7  mot employé pour chasser les volailles, etc. [1.3#11]
8  qui exprime le regret ou la déception ; hélas, malheureusement. [1.8]
Derivatives 
9  Interjections :

Entry (2/2)10  aisy
Root  11  isy
Part of speech  12  passive verb
Explanations in Malagasy  13  mametraka [Taisaka] [1.78]
14  Atao amin' ny...: Vongan-tsira lehibe angaha no naisinao ny laoka no mangeroka tsy azo hanina itỳ izy? [1.1]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :

Anagrams  19  aisi, aisy, isai, isay, isia, siay

Updated on 2023/02/27