|
|
|
|

Entry1  misy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny enti-milaza ny fijoroan' ny maha-izy ny zavatra iray: Misy Andriamanitra ~ Misy ny tody
Teny ilazana ny maha-eo ny olona na zavatra iray na maro: Misy (olona) mitady anao ao an-tokotany
Ary, teraka, velona: Tsy mbola nisy akory ianao tamin' izany fa aza miteny
Tonga: Misia telo lahy hanampy ahy rahampitso
Explanations in English  4  [1.7] there is, there are
Explanations in French  5  [1.8] il y a, il y en a
Examples  6  [2.472] Lazao raha misy mahalala e!
7  [2.471] Tsy misy fiarakodia, ary ny lalana tsy misy rahateo.
8  [2.470] misy mangalatra ny volintsika, hoy izy.
Root  9  isy
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  nahafahana, kaondrana, ondranondranana, tangoarara, fondrana, baibo
Compound words 
Phytonyms 
Titles  59  Amina Batsola : tantara mampangitakitaka nisy marina tokoa taminʹny andron-dRanavalona III (Dox)
60  Fomba fanao raha misy maty : Famangiana ~ Levenana (Rasamuel Maurice)
61  Misy very anjara (Rajemisa-Raolison Régis)
62  Misy vitsika mantsy ny fony (Nivondrahona)
63  Misy zavatra hotantaraiko anao (Rapatsalahy Paul)
64  Rehefa tsy misy ny dokotera : translation of the English original "Where there is no doctor" (Werner David, Razafindriantsoa Zoely)
Proverbs  65  Proverbs containing the word misy

Updated on 2025/04/19