Entry | 1 maika tsy faingana |
Elementary words | 2 maika, tsy, faingana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] dodona erỳ manao zavatra na mandeha, nefa tsy mahavita na tonga faingana akory |
Explanations in English |
5 [1.2] much haste but little speed. |
Updated on 2024/12/07 |