Entry | 1 maika |
Root | 2 aika |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Misy zavatra tsy maintsy halehahaingana: Maika aho Maimay hanao zavatra, dodona: Maika hiteny erỳ izy ~ Maika hamonjy masinina aho Enti-milaza zavatra tsy azo ampiandrasina ela, tsy maintsy hatao haingana: Raharaha maika |
Explanations in English |
5 [1.7] in a hurry |
Explanations in French |
6 [1.8] pressé |
Examples |
7 Ahoana fa maika aho? [2.639#orimbatonnyfiadanana] 8 maika hiala amin' izany aho. [2.4#] 9 Aza maika handao fonenana ialahy. [2.442#] |
Derivatives |
|
Synonyms | 15 dodona, kododona, dodoka, dodotra, rototra, rodoka, somadodoka, somarodoka, somarototra, maimay, mitaitay, mirotoroto, mikorobobo, miheninkenina, mikoropaka, sevotsevoka, milomay, maintavo, forehitra, mivoa-jamala, misehotra, misalehotra, mikododoka, minitinitika, kongomaika, kongorevo, ankamehana, sondrodrahona, aniritra, tandrevaka, tandrametaka, peta-toko |
Compound words |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word maika |
Anagrams | 23 |
Updated on 2025/01/21 |