|
|
|
|

Entry1  vonjimaika
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilazana ny zavatra ampiasaina mandra-pahavitan' ny tena izy
Explanations in English  4  [1.7] done in a hurry; temporary
Explanations in French  5  [1.8] fait à la hâte; provisoire
6  [1.13] provisoire
Examples  7  [1.320#] Toe-javatra manokana ny fitànana am-ponja vonjimaika.
8  [2.508#102] Ravolisiny anabaviny no nanjaka vonjimaika fony Navony mbola kely
9  [2.4#23] Samy afa-pon' io filazana vonjimaika sy tsy mamatotra io izahay telo mianaka
Elementary words  10  vonjy, maika
Other spellings  11  vonjymaika
Synonyms  12  vonjy tavan' andro

Anagrams  13  vonjimaika, vonjy maika

Updated on 2025/01/21