Entry (1/2) | 1 vonjy |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Avotra, fanalana amin' ny loza; fanampiana, fiantràna 9 Famonjena kely na fahafaham-po kely mialoha 10 Enti-milaza koa ny famoriam-bola sy famonjena ireo tratran' ny tsy fahampiana tampoka na voina [1.1] |
Explanations in English |
11 help, rescue, salvation [1.7] |
Explanations in French |
12 aide, secours, salut [1.8] 13 sens général : secourir, sauver quelqu'un [1.196] |
Examples |
14 Angamba anefa ny fiarovan-tena vonjy poritra no nahatonga indrindra ny fandehan-javatra ho toy izany. [2.472] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 18 vonjy |
Part of speech | 19 noun |
Vocabulary |
20 Botany: medicinal plants |
Explanations in French |
21 (allusion à la grande efficacité qu'on attribue à cette plante). Nicolsonia barbata (L.) DC. (Fabaceae). Nom malgache relevé par Descheemaeker ; détermination de P. Boiteau d'après les photos reçues de Descheemaeker. On administre sa décoction aux enfants contre les vomissements alimentaires ; dans les coliques et autres affections gastro-intestinales. [Betsileo]
[1.196] |
Scientific name |
|
Anagrams | 23 njovy, vonjy |
Updated on 2024/10/14 |