Entry | 1 vonjena |
Root | 2 vonjy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Itondrana vonjy, alana amin' ny loza: Vonjeo haingana irỳ zaza irỳ fa nianjera 5 Aleha, hatonina: Vonjeo haingana ny Dokotera raha marary ianao 6 Ampiana: Novonjeny ny mahantra ary nampiantranoiny ny tsy manan-kialofana [1.1] |
Explanations in English |
7 to be helped, to be saved ; to be attended (of a meeting, etc.) [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on aide, qu'on secourt, qu'on sauve; (réunion) à laquelle on assiste [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word vonjena |
Anagrams | 14 nanjevo, vonjena |
Updated on 2023/01/20 |