|
|
|
|

Entry1  famonjena
Root  2  vonjy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fitondrana vonjy, fanalana amin' ny loza: Noho ny famonjenan-dRakoto no tsy nahafaty an-drano an' i Naivo
5  Fanampiana: Misaotra amin' ny famonjenao fa raha tsy ianao tsy nilaoka ireto kambory kely ireto
6  Fanatrehana, fandehanana mba ho tonga amin' ny,..: Ataovy zava-dehibe ny famonjena fotoampivavahana ny alahady [1.1]
Explanations in English  7  help ; salvation [1.7]
Explanations in French  8  aide, secours ; salut [1.8]
Examples  9  famonjena tsy nampoizina izany! [2.324#]
10  Nahare ny teny ary efa niomana tamìn'ny famonjena. [2.895#]
11  Tonga lava eto amin' ny lapan' ny tanàna mba hangataka famonjena. [1.369#]
Article  12  Randzavola: famonjena ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/01/20