Entry | 1 mpamonjy |
Root | 2 vonjy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Olona izay manavotra amin' ny loza nahazo Entin' ny Kristianina hilazana an' i Kristy nanavotra ny olombelona tamin' ny fahotana sy ny afobe tamin' ny nahatongavany tety an-tany sy ny nahafatesany |
Updated on 2023/01/20 |