Entry | 1 dodona |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Maika fatratra, maimay te-hanao zavatra na hiteny eo no ho eo na handeha avy hatrany: Dodona erỳ Rakoto handeha hody Rototra, mafana fo: Tsy dodona akory izy nilazako izany. |
Explanations in English |
4 [1.7] in a hurry; pushing violently |
Explanations in French |
5 [1.19] [Tankarana]
pressé. See dodoka. |
Examples |
6 tsy mahapetraka fa efa maika, dodona be ihany. [2.313] 7 Soa ihany, fa izaho efa dodona amin' ny fahamaizako. [2.4] |
Derivatives |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word dodona |
Updated on 2025/02/02 |