Entry (1/2) | 1 mandodona |
Root | 2 dodona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manafaingana, manery hanao faingana: Mitaredretra ny mpiasa raha tsy misy lehibe mandodona azy Manery handeha na hanao malaky: Nandodona ny vadiny Rangahy fa efa velona ny lakolosy fahatelo |
Explanations in English |
5 [1.7] to urge, to press, to excite |
Explanations in French |
6 [1.8] presser, exciter à |
Examples |
7 Izao ka efa izy ho avy sahady aza no mandodona anareo hody izany ka nangatahanareo lalana aminay teo. [2.245#] 8 andro toy ny halina, ny raharaha heverina kosa mbola tsy tambo, ny làlan-kaleha lavidavitra ihany, ka tsy omen-tsiny ny mpitondra razana raha mandodona ahy hoe : «Hariva ny andro, ry Ikaky, fa aoka izahay hanainga" [2.5#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mandodòna |
Root | 14 dodona |
Part of speech | 15 imperative of active verb mandodona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Anagrams | 17 andoandom, andodonam, mandodona, mandodòna |
Updated on 2025/02/02 |