Entry | 1 dodonana |
Root | 2 dodona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Asaina mandeha haingana: Dodony izy fa hariva ny andro 5 Terena, poretina: Tsy navelako fa nododonako mba handoany volako ilay Rangahy [1.1] |
Explanations in English |
6 to be hurried, to be urged along [1.7] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word dodonana |
Anagrams | 12 adonadon, andoando, andodona, dodonana |
Updated on 2023/01/20 |