|
|
|
|

Entry1  an-kamehana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Amin' ny fomba maimaika tsy voaomana tsara: An-kamehana ny nandraisanareo ny solontenako ka tsy faly aho
Explanations in English  4  [1.2] (ankamehana) see maika.
5  [1.7] (ankamehana) in a hurry, as an emergency measure
Explanations in French  6  [1.8] (ankamehana) en cas d'urgence; urgent ; à la hâte
Examples  7  Ny asa fanomanana natao dia hita fa ankamehana sy novonjivonjena ka io no manazava ireo fifanoherana hita ao anatin' io lalàna vaovao io sy ny fahabangana eo amin' ny maha iray ny rijanteny sy ny fahampian' ny fahamatorana amin' ny ankapobeny. [4.27#2007/03/21]
Compound words 

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21