Entry | 1 batemy an-kamehana |
Elementary words | 2 batemy, an-kamehana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 Batemy tsorina dia tsorina, tsy asiana ny fombafomba rehetra, noho ny hamehana fa marary ny zaza na atahorana ho tsy azo [1.1] |
Updated on 2023/08/18 |