|
|
|
|

Entry1  kongomaika
Root  2  kongo, maika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.10] raharaha natao zara fa vita, nokoropahina tsy misy fitandremana akory. Toy izany ny kongorevo.
Synonyms  5  kongorevo

Updated on 2024/12/10