Entry | 1 mikoropaka |
Root | 2 koropaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao fihetsika toa tsy voahevitra ka tsy mandeha amin' izay izy noho ny hamaikana na ny hamaimaizana: Tonga tampoka ny rafozany ka nikorapaka Rasoa hamono akoho [1.1] |
Explanations in English |
5 to be in a commotion; to do something in a great hurry; to struggle [1.7] |
Explanations in French |
6 s'empresser; se débattre, se démener [1.8] |
Morphology |
|
Other spellings | 11 mikoropapa |
Updated on 2023/01/20 |