|
|
|
|

Entry1  mikoropaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao fihetsika toa tsy voahevitra ka tsy mandeha amin' izay izy noho ny hamaikana na ny hamaimaizana: Tonga tampoka ny rafozany ka nikorapaka Rasoa hamono akoho
Explanations in English  4  [1.7] to be in a commotion; to do something in a great hurry; to struggle
Explanations in French  5  [1.8] s'empresser; se débattre, se démener
Root  6  koropaka
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Other spellings  11  mikoropapa

Updated on 2024/12/12