|
|
|
|

Entry1  famantaranavaratra
Elementary words  2  famantarana, avaratra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitaovana tantra entina mamantatra ny avaratra amin' ny alalan' ny takela-by lavalava toy ny sahazam-pamantaranandro misy andriamby, ka manondro ny avaratra mandrakariva ny tendron miloko manga, ary ny atsimo, ny tendrony miloko mena
Explanations in English  5  [1.2] The mariner's compass
6  [1.7] a compass
Explanations in French  7  [1.8] boussole
Examples  8  Mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay. [2.471]
Vocabulary  9  Instrument

Updated on 2024/12/07