|
|
|
|

Entry1  famantaranavaratra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitaovana tantra entina mamantatra ny avaratra amin' ny alalan' ny takela-by lavalava toy ny sahazam-pamantaranandro misy andriamby, ka manondro ny avaratra mandrakariva ny tendron miloko manga, ary ny atsimo, ny tendrony miloko mena
Explanations in English  4  [1.2] The mariner's compass
5  [1.7] a compass
Explanations in French  6  [1.8] boussole
Examples  7  [2.471] Mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay.
Vocabulary  8  Instrument
Elementary words  9  famantarana, avaratra

Updated on 2024/12/07