Entry | 1 famantaranandro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Milina vita fomba ahalalana ny ora, ny minitra ary ny segondra amin' ny alalan' ny sahazany roa (sahazabe sy sahazakely) izay mikisaka manondro tarehi-marika eo amin' ny tavany |
Explanations in English |
4 [1.2] [andro, the day.] A clock, a watch. 5 [1.7] a watch, a clock |
Explanations in French |
6 [1.8, 1.13] montre 7 [1.8] horloge |
Examples |
8 [2.356#] Sarobidy ny famantaranandroยป, hoy aho. 9 [2.59#] tamy ny sivy sy sasany ny famantaranandro. 10 [2.332#] Sambatra ise ry Imaro mahay mamaky famantaranandro. |
Vocabulary |
11 Instrument |
Elementary words | 12 famantarana, andro |
Compound words |
|
Article |
16 Randzavola: famantaranandro ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |