|
|
|
|

Entry1  fanalana andro
Part of speech  2  locution
Examples  3  [2.470] fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano.
4  [2.5] Mifampitantara angano iray ho fanalana andro isika indray takariva, dia nentin-kadalana nivenjivenjy hijery ny toerana nisehoan' izany angano izany nony ampitso.
Elementary words  5  fanala, andro

Updated on 2024/12/07