Entry | 1 andro iray toa zato |
Elementary words | 2 andro, iray toa zato |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] andro misy fifaliana be noho ny zava-nitranga taminy na noho ny hafaliana entiny |
Explanations in English |
5 [1.7] one day like a hundred |
Explanations in French |
6 [1.3] un jour qui en vaut cent, jour de fĂȘte 7 [1.8] un jour sans pareil |
Examples |
8 Amin' ny kabary am-panambadiana, ohatra, andro iray toa zato ka samy manampatra [2.285#104] 9 andro iray toa zato izao ihaonana izao, ary fotoana fidinihana sy fifametrapetrahana [2.346##27] |
Updated on 2024/12/07 |