Entry | 1 mamintana andro |
Elementary words | 2 mamintana, andro |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 mandainga fotoana (avy amin' ny teny hoe vintana: noheverin' ilay olona nifanaovana fotoana fa mifanohitra amin' ny vintany ilay andro nifanekena ka dia tsy tonga izy); tsy tonga amin'ny fotoana nifanaovana: Mahafinaritra fa tsy namintana andro ianao [1.1] |
Explanations in English |
5 to be unpunctual at an appointed time. Chiefly used by the sovereign in thanking the people for their presence at an appointed kabary, as: tsy namintana andro ahy hianareo (You have not been unpunctual at the time (I appointed) [1.2] |
Explanations in French |
6 manquer au rendez-vous, à l'appel: Tsy namintana andro ahy hianao (Vous avez été fidèle au rendez-vous) [1.3] |
Updated on 2023/04/22 |