|
|
|
|

Entry1  fitarikandro
Root  2  tarika
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Astronomy
Explanations in Malagasy  5  Anaran'ilay kintana mialoha ny masoandro (raha ny tena marina dia tsy tena kintana izy io fa ny planeta Vénus). [1.1]
Explanations in English  6  [Mod. s. from mitarika (tarika), and andro, the day.] The morning star; i.e. the planet Venus. [1.2]
Explanations in French  7  étoile du matin: la planète Vénus [1.3]
Synonyms  8  vadim-bolana
Proverbs  9  Proverbs containing the word fitarikandro

Anagrams  10  fitarikandro, tafakirindro

Updated on 2020/07/31