|
|
|
|

Entry1  manandro
Root  2  andro
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mijery ny vintan' olona araka ny andro nahaterahany
5  Milaza ny andro tsara azo anombohan-javatra na ny andro ratsy tsy anaovan-javatra noho ny andro mahery na ny andro fady: Tsy mahazo manandro, hono, raha mbola velon-dray [1.1]
Explanations in English  6  to practice judicial astrology; to calculate or foretell lucky days. [1.2]
7  to cast a horoscope; to pick out lucky days [1.7]
Explanations in French  8  tirer l'horoscope, prédire les jours fastes et néfastes [1.8]
Examples  9  Ny manisa volana sy ny manandro, izay manísy andro tsara sy ratsy. [2.857#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  mitety andro, manitsaka andro
Proverbs  15  Proverbs containing the word manandro

Anagrams  16  anandrom, andronam, manandro, mandrona, mandronà, manondra, nandoram, nandroam, naondram

Updated on 2023/06/14