|
|
|
|

Entry1  manandro
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mijery ny vintan' olona araka ny andro nahaterahany
Milaza ny andro tsara azo anombohan-javatra na ny andro ratsy tsy anaovan-javatra noho ny andro mahery na ny andro fady: Tsy mahazo manandro, hono, raha mbola velon-dray
Explanations in English  4  [1.2] to practice judicial astrology; to calculate or foretell lucky days.
5  [1.7] to cast a horoscope; to pick out lucky days
Explanations in French  6  [1.8] tirer l'horoscope, prédire les jours fastes et néfastes
Examples  7  [2.857#] Ny manisa volana sy ny manandro, izay manísy andro tsara sy ratsy.
Root  8  andro
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  mitety andro, manitsaka andro
Proverbs  14  Proverbs containing the word manandro

Anagrams  15  anandrom, andronam, manandro, mandronà, mandrona, manondra, nandoram, nandroam, naondram

Updated on 2025/04/14