|
|
|
|

Entry (1/2)1  misandratra andro
Elementary words  2  misandratra, andro
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza ny fotoana hatramin' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana [1.1]
Examples  5  misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka [2.470]
Vocabulary  6  Time
Titles  7  Misandratra Andro (Raoelina)

Entry (2/2)8  Misandratra Andro
Elementary words  9  misandratra andro
Part of speech  10  name (book title) [Full list]
Author  11  Raoelina
12  Rajaobelina

Anagrams  13  andro misandratra, Misandratra Andro, misandratra andro

Updated on 2024/12/09