|
|
|
|

Entry1  misandratra
Root  2  sandratra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Miakatra, mianika amin' ny toerana avo, misondrotra, misavoana: Misandratra eny amin' ny habakabaka ny papangohazo
Miakatra amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Nisandratra kosa tato ho ato ny mpilalao baolin' i Madagasikara
Explanations in English  5  [1.7] to rise; to be promoted
Explanations in French  6  [1.8] s'élever; être promu en grade ou en dignité; cf. misondrotra
Examples  7  mba hisandratra ny aina! [2.48]
8  fa na intelo misandratra aza ny avoko
ka intelo tsinana ny Alahamady
ny fitia aza mba atao lany
[2.131]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word misandratra

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/21