|
|
|
|

Entry1  vaninandro
Elementary words  2  vany, andro
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Ny andro sy volana ary taona nitrangan-javatra na nanaovana asa iray: Ny vaninandro 26 Jona 1960 no nahazoan' i Madagasikara ny fahaleovantenany [1.1]
Explanations in French  5  temps fixe, jour fixé [1.3#810]
Vocabulary  6  Time

Anagrams  7  nandrovany, novandrian, vaninandro

Updated on 2024/03/21