Entry | 1 saozanina |
Part of speech | 2 adjective |
Vocabulary |
3 Health |
Explanations in Malagasy | 4 Farary, kely hery sy osa [1.1] |
Explanations in English | 5 weak, feeble, recovering from an illness [1.2]6 sickly, in poor health [1.7] |
Explanations in French | 7 maladif, chétif [1.8] |
Examples |
8 toa saozanina nefa matanjaka tsara ihany. [2.470] 9 Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina. [1.381#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/09/19 |