Entry | firariana (rary) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Ny fandrandranana fampihavanana, famitranana (fihavanana) [1.1] | |||
Faniriana ombam-pangatahana amin' ny alalan' ny vavaka [1.1] | ||||
Examples | Maro ireo teny firariana ny fiainan' ny olona tsy ho lavorary.
[1.519] | |||
Compound words |
| |||
Proverbs | Proverbs containing the word firariana | |||
Anagrams | fiarirana, firariana |
Updated on 2023/12/02 |