Entry | 1 firariana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny fandrandranana fampihavanana, famitranana (fihavanana) 4 [1.1] Faniriana ombam-pangatahana amin' ny alalan' ny vavaka |
Examples |
5 [1.519#] Maro ireo teny firariana ny fiainan' ny olona tsy ho lavorary. |
Root | 6 rary |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word firariana |
Anagrams | 10 fiarirana, firariana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |