Entry | 1 ankin-teny |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fepetra, anjoanjon-teny: Resy izao Rabe ha manao izao ankin-teny izao aho aminareo mpitsara: raha tsy azoko amin' io fetr' andro io ny volako diatsy mahita afa-tsy ianareo mpitsara aho hakako ny volako |
Elementary words | 4 ankina, teny |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |