Entry | 1 ankina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra rahatsy manao ankin-drindrina 4 Antoka: Ankim-bolan' olona itỳ trano itỳ, ka tsy azonao amidy. [1.1] 5 hevitra marina iangana ary tsy ilaina porofoina intsony [1.13] |
Explanations in English |
6 [root] [1.2#53] |
Explanations in French |
7 appui, soutien, charge, responsabilité [1.3#50] 8 axiome [1.13] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 16 akanin, ankany, ankina, kanina, kañina, kinana, nakain, nakany |
Updated on 2023/06/01 |