Entry | 1 ankinina |
Root | 2 ankina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atao miankina amin' ny..., ka amin' ny hevitra an' ohatra indrindra no ampiasana azy: Aza ankininao amiko irery io raharaha io (Ampitahao: Aza aankina amin' ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina) |
Explanations in English |
5 [1.2] to be placed against, to be put against for support, to be rested upon something or somebody. |
Morphology |
|
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |