|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanankinana
Root  2  ankina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Zavatra atao tohan' ny zavatra hafa iray: Ny rindrina mazàna rio fanankinana ny sahafa
Olona ananana fitokiana na ametrahana fikarakarana olona...: Olona mahatoky tahaka azy no fanankinanay ny ankizy rehefa tsy eto izahay
Explanations in English  5  [1.2] [Rel. s. from manankina (ankina).] Anything on which another is made to lean or rest
Examples  6  Ny fomba tsara indrindra mba hisorohana izany dia ny fanankinana ny ministera tsy misy ministra amina ministra mpisolo toerana efa mpikambana ao amin' ny Governemanta ankehitriny [4.27#]

Entry (2/2)7  fanankinana
Root  8  ankina
Part of speech  9  noun
Explanations in English  10  [1.2] A plant that used to be held by the owners of bulls in bull-fights with the idea that it would ensure victory.
Explanations in French  11  [1.196] (de ankina : soutien, stimulant). Herbe indéterminée que les propriétaires de taureaux font absorber à leurs animaux avant le combat. On leur administre aussi, parfois, de la décoction du tsilaky. [Merina]
Vocabulary  12  Botany: grass
13  Religions, Beliefs

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21