|
|
|
|

Entry1  fiankinana
Root  2  ankina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  L’action de s’appuyer, de se confier, l'appui, le dossier, le soutien, celui duquel dépend [1.3#50]
Examples  6  Koa tsy nitady fiankinana na fitalahoana taminy izy ireo. [2.296#]
7  Hijanona eto moa ianao, tsara andry fiankinana ny madinika. [2.643#]
8  Nipetraka i dadabe sy nanao ho fiankinana ny votry izay tsy nisy vitsika intsony. [2.270#]
Proverbs  9  Proverbs containing the word fiankinana

Anagrams  10  fanikinana, fiankinana

Updated on 2023/01/08