Entry | 1 aankina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao miankina (amin' ny hevitra ara-bakiteny): Aza aankina amin' ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina |
Examples |
4 [2.472] Amin' ny antoandro, nahorona ny kidoro ary naankina teo an-joron-trano. |
Root | 5 ankina |
Morphology |
|
Anagrams | 10 aankina, anakany, anka~ina, kaniana, nakaina, nakanay, nanaika, niakana, nianaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |