Entry (1/3) | 1 miankina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mipetraka na mitsangana ka misy zavatra iray izay manohana ny tena: Aza miankina amin' io tongo-davarangana io ianao fa toa boboka izy izany ~ Miankina amin' ny fahakingan' ise no hahavonjy antsika Manantena ny hafa, miantehitra amin' ny hafa: Aza miankin-dohaloatra amin' ny hafa Eo ambany fiadidian' ny...: Miankina amin-dreniny ny zaza ~ Miankina amin' ny Minisitry ny fampianarana ny sekoly rehetra |
Explanations in English |
4 [1.2] to recline on, to lean against to depend upon some one, as persons in poverty dependent upon others. |
Explanations in French |
5 [1.3] s'appuyer, être appuyé, appuyer: Miankina amy ny rindrina ny lohatrano (Les chevrons sont appuyés sur le mur) se confier, compter sur, être à la charge de, dépendre, être chargé: Miankina aminao aho (Je compte sur vous) ~ Miankina amy ny ray aman-dreny ny zanaka (Les enfants sont à la charge de leurs parents) ~ Miankina amiko izany raharaha izany (Cette affaire dépend de moi, je suis chargé de cette affaire) |
Examples |
6 [2.472] Tsy niankina aminy irery anefa ny dia. 7 [2.48] ary Vakinankaratra eo akeky Ambodirano miankina azy eo atsimony. |
Root | 8 ankina |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 17 miankina |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in Malagasy |
19 [1.78] [Tanosy]
maty (raha olon-dehibe) |
Entry (3/3) | 20 miankìna |
Part of speech | 21 imperative of active verb miankina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
22 [1.1] |
Explanations in French |
23 [1.3] |
Root | 24 ankina |
Anagrams | 25 amikinan, anikinam, iankinam, mañaniky, mananiky, manikina, manikìna, maninika, miankany, miankìna, miankina, namikina |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |