Entry | 1 tambinteny |
Elementary words | 2 tamby, teny |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.10] mpanamafy matoanteny 5 [1.1] Ny tambinteny na mpamaritra matoanteny: ny antsoina amin' izany dia ireo teny enti-mamaritra matoanteny (Mandeha haingana ny fiaramanidina). Misy karazana maro izy ireo sokajinteny 6 [1.9] teny anampy ny "verba" [matoanteny], na izay teny hafa milaza fomba na toetra, mba hanampy na hamaritra ny heviny 7 [1.13] teny kely apetraka aorian'ny enti-milaza entina manamafy ny heviny |
Explanations in English |
8 [3.1] adverb |
Explanations in French |
9 [1.10, 1.5, 1.13, 1.66] adverbe 10 [1.12.fr#127] L'adverbe peut être, en malgache: a) un adverbe proprement dit: mandeha haingana (marcher vite) ~ tena lehibe (très grand) b) un adjectif employé adverbialement: mianatra tsara (étudier bien) ~ very foana (perdu vainement) c) une locution composée des prépositions amy et ana et d'un substantif; cette locution est toujours un adverbe de manière: amin-pahendrena (sagement) ~ am-pitiavana (affectueusement) ~ ankitsirano (ouvertment) |
Vocabulary |
11 Linguistics |
Tables and plates |
12 All the adverbs |
Updated on 2024/08/16 |