|
|
|
|

Entry1  fototeny
Elementary words  2  fototra, teny
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  teny niavian' ny teny iray ara-piforonana, ohatra "sarahina", avy amin' ny fototeny hoe "saraka" [1.1]
Explanations in English  5  (foto-teny) root of a word, etymology. [1.2]
6  (foto-teny) the theme or root of a word [1.7]
Explanations in French  7  la racine d'un mot [1.8]
8  radical [1.13]
Examples  9  alohan' ny fototeny hiharan' ny fahaizana na alohan' ny anaran' ny hainy manokana io. [2.245]
10  Ao amin' ny tantara raza koa dia ahitana io fototeny "arana" io, saingy latsaka ny faran-teny -na, tahaka izay fahita amin' ny fitenim-paritra maro indrindra fa amin'iny ilany andrefana-atsimo iny. [2.606]
Vocabulary  11  Linguistics
Compound words 
Titles  13  Rafitry ny fototeny (Rakotovao Ralison)

Updated on 2023/09/10