|
|
|
|

Entry1  fototeny
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] teny niavian' ny teny iray ara-piforonana, ohatra "sarahina", avy amin' ny fototeny hoe "saraka"
Explanations in English  4  [1.2] (foto-teny) root of a word, etymology.
5  [1.7] (foto-teny) the theme or root of a word
Explanations in French  6  [1.8] la racine d'un mot
7  [1.13] radical
Examples  8  [2.245] alohan' ny fototeny hiharan' ny fahaizana na alohan' ny anaran' ny hainy manokana io.
9  [2.606] Ao amin' ny tantara raza koa dia ahitana io fototeny "arana" io, saingy latsaka ny faran-teny -na, tahaka izay fahita amin' ny fitenim-paritra maro indrindra fa amin'iny ilany andrefana-atsimo iny.
Vocabulary  10  Linguistics
Elementary words  11  fototra, teny
Compound words 
Titles  13  Rafitry ny fototeny (Rakotovao Ralison)

Updated on 2024/12/09