Entry | 1 sampanteny |
Elementary words | 2 sampana, teny |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Linguistics |
Explanations in Malagasy |
5 Ireo teny rehetra avy amin' ny fototeny iray, azo tamin' ny alalan' ny tovona, tovana ary tsofoka. Oh.: Sitranina, sampanteny avy amin' ny ft. sitrana, manenona (ft. tenona), vinidy (ft. vidy), tomaratra (ft. taratra) [1.1] |
Explanations in French |
6 mots dérivés (grammaire) [1.5] |
Updated on 2023/11/25 |