|
|
|
|

Entry1  sampana
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany
Explanations in Malagasy  4  Ny rantsana madinika miray amin' ny vataben' ny hazo: Be sampana ity hazo ity. / Sampan-kazo [1.1]
5  Rehefa mety ho fizarazaran-javatra mivoaka avy amin' ny foto-be: Amin' ireo rano avy any Ankaratra, ny sampana mianavaratra dia mivarina any Ikopa [1.1]
6  Fizarazarana, antokon-javatra ao anatin' ny firaisam-be: Ny marika dia sampan' ny fianarana ambaratonga voalohany [1.1]
7  Fikambanana kely izay mifandray amin' ny foibe, na iray fileovana aminy: Ny sampana atsy Ananona no mandeha indrindra amin' ny sampan' ny Fikambanan' ny Ray aman-drenin' ny mpianatra eto amin' ny faritany [1.1]
Explanations in English  8  A branch, a branching off; a branch group or organization [1.7]
Explanations in French  9  Branche; branchement; filiale [1.8]
10  . Bifurcations d'une tige, surtout lorsqu'elles sont divariquées. Plus généralement : ramifications. D'où : [1.196]
Examples  11  Vao vita kelikely ny lalam-by Antananarivo-Toamasina, dia nasiany sampana avy ao Moramanga mankany amoron' Alaotra. [2.472]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Nouns :
16  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 

Anagrams  20  mpanasa, sampana

Updated on 2020/10/12