Entry (1/2) | 1 misampana |
Root | 2 sampana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misy rantsana, mirantsana: Etsy alohaloha etsy dia misampana roa ny lalana ka ny havia no mankany an-tsena 5 Misahana: Misampana amin' ny raharaha maro izy ka sahirana 6 Misalasala: Misampana ny saiko: na handeha na hijanona [1.1] |
Examples |
7 Foto-boaloboka misampana maro no mananika ny trano, manalokaloka azy tsy hahazo hazavana be loatra avy ety ivelany. [2.470] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 misampàna |
Root | 13 sampana |
Part of speech | 14 imperative of active verb misampana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Anagrams | 17 isampanam, mampanisa, manasampy, misampana, misampàna, mpanamasi, nampiasam |
Updated on 2023/01/20 |