Entry | 1 tenenina |
Root | 2 teny |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Avoakan' ny vava, lazaina: Teny tsy azo tenenina izany 5 Ambara, lazaina: Tsy hay tenenina ny zavatra nataony 6 Didiana, omena teny, baiko: Hoteneniko izy mba hamangy anao 7 Anarina na tezerana fa nanao ratsy: Teneno kely ny zanakao fa manimba ny voninkazonay amin' ny baoliny [1.1] |
Explanations in English |
8 to be reproved [1.7] |
Explanations in French |
9 qu'on réprouve [1.8] |
Examples |
10 "Ny fitiavana tsy tenenina no fitiavana lehibe sy ambony indrindra" (Wagner). [2.324] 11 Inay izy manalava tenda izay isaky ny tenenina ary toa vara-datsaka raha mba miteny ireo zandriny ireo. [2.470] |
Morphology |
|
Analogs | 16 tezerana, terezana, levilevena, baibaizina, bedesina, besobesoina, karamentsonina, kitakitaina |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word tenenina |
Updated on 2023/01/20 |